|
|
|
|

Entry1  felatana-mangaika ny rantsana
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  felatanana, mangaika, rantsana
Explanations in Malagasy  4  [1.1] enti-milaza ny olona tonian-draharaha izay mampitambatra ny maro amin' ny fiaraha-miasa

Updated on 2025/07/29